txy_isa_text_reg/36/01.txt

1 line
753 B
Plaintext

Toko faha 36 \v 1 Tamign' ny tao faha efasy ambin' ny folo nazakan' i Hezekia mpanjaka, Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, dra nanafiky ereo tana aby mimandan' i Joda vo nababo an' ereo. \v 2 Dra nalefan' ny mpanjakan' ny Asyria boak' agny Lakisa ho agny Jerosalema ho agny amin' i Hezekia mpanjaka lahibe mpifehy miaraky amign' ny tafiky lahibe. Nampifagnato gny lakan-dranon' ny farihy agnabo izy, amign' ny lalam-be magnagny amign' ny sahan' ny mpanasa lamba, vo nitsanga tamin' izay. \v 3 Gny manam-pahefa Israelita ze niboaky ambalikign' ny tana mba hizaka amin' ereo dra i Eliakima zanaky lahin' i Hilikia, gny mpandrindra gny lapa, Sebna mpita-sorasign' ny mpanjaka, vo Joa zanaky lahin' i Asafa, ze nanorasy ereo fanapahan-kevisin' ny governemanta.