txy_isa_text_reg/35/01.txt

1 line
344 B
Plaintext

Toko faha 35 \v 1 Gny tany efisy vo karakay dra hiravoravo; vo gny tati-hay hifaly vo hamony. Manahaky gny raozy, \v 2 hamela be dra be izay vo hihoby amign' ny fifalia vo gny hirahira; gny voninahin' i Libanona dra hagnome izay, gny hasoa-tarehin' i Karmela vo Sarona; hahita gny voninahin' i Yaveh ereo, gny famirampiratan' ny Zagnaharitsika.