txy_isa_text_reg/30/03.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 3 Noho zay dra ho fahamegnarandrareo gny farovan' i Farao, vo ho fahafaham-barakandrareo, gny felofa eo amign' ny alok' i Egypte, \v 4 dre agny zoana eza gny andrian' ereo, vo avy tagny Hanesa ereo mpinday hafany. \v 5 Ho megnasy avokoa izy aby nohonign' ny vahoaky raiky ze tsy afaky magnampy anereo, zay sady tsy fagnampia gny tsy famoze, fa fahamegnara, vo fahafaham-baraka mihisy aza.''