|
\v 20 Fa bory loasy gny fandriany no hiaparan'gny olo, sady keliky loasy ho anazy gny firakofa no handrakofa gny tagnany."\v 21 Hisanga manahaky gny Tezovohisy Perazima i Yaveh; hanaisy gny vatany amin'gny Lohasahan'i Gibeona Izy ba hanao gny asany, gny asany sy mahazasy. |