txy_isa_text_reg/28/18.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 18 Ho levo gny fagnekendrareo tamin'gny fahafatesa, vo sy hizoro gny fifagnarahandrareo tamin'gny Fiaigna-sy hita. No fa miriosy gny tondra-drano misavoaravoara, dra ho difos'izay handrareo.\v 19 Ndre ombia ndre ombia handalovan'izay, dra handifosy andrareo zay, vo isamaray dra handalo zay vo ho avy andro vo hariva zay. No fa azo gny hafasy, dra hapihorohoro zay.