txy_isa_text_reg/23/13.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 13 Atio gny tanin'i Kaldeana. fa sy nisy zasy reo vahoaky tao; fa nanao anizay ho efisy ho an'ireo bibidia reo Asyriana. Fa nananga reo tilikambony ereo; noravany reo lapan'izay; nataony ho atotam-paharava zay.\v 14 Midradradradra, handrareo ry sambon'i Tarsisy; fa nirava gny felofandrareo.