txy_isa_text_reg/23/01.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 1 Gny fitalilia mahakasijy an'i Tyro: Midradradradra, ndrareo ry sambon'i Tarsisy; fa sy misy ndre tragno ndre seragna; boaky tao amin'gny tanin'i Sipra gny nitalilia anizay tamin'ereo.\v 2 Misigna, ndrareo ry ponin'gny morosiraky; fa gny pivarosy ao Sidona, zay miasambo amin'gny ranomasy, dra fa nameno andrareo.\v 3 Teo ambonin'ireo rano lahibe gny nisy gny varin'i Sihora gny vokas'i Neily gny vokany;dra hizary varosy ho an'ireo firene zay.