txy_isa_text_reg/22/12.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 12 Tamin'izay andro zay gny Tompo Yaveh Tompon'gny maro nitoka fitomagnia, fandala, fiaratan-doha, vo fanaova akazo fandala.\v 13 Fa ingo, kosa, gny fankalaza vo gny fifalia, gny famonoan'agnomby vo gny famonon'agnondry, fihinan-kena vo finoma divay, aoky sika hino vo hihina, fa ho faty sika hamaray.\v 14 Zao gny nizakan'i Yaveh Tompon'gny maro teo asofiko: " Eka vatany fa sy havela zay helokareo zay, eka fa ndre dra ho faty aza ndrareo," ho gny Tompo Yaveh Tompon'gny maro.