txy_isa_text_reg/20/05.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 5 Hatahosy vo ho magnasy ereo, akory nalain'i Etiopia gny fagnatenan'ereo vo nalan'i Egypta gny voninahis'ereo.\v 6 Amin'zeho andro zeho gny ponin'reo sisin-tany reo dra hizaka ho: 'Loharanon'gny fagnatenanay vatany zay, zay nilefanay ba hitalia fagnapia voaavosy amin'gny pazakan'i Asyria, vo amizao, akory gny ahafahanay milefa?"'