txy_isa_text_reg/19/01.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 1 Fitalilia mahakasiky an'i Egypta. Ingo, Yaveh mitikisy raho malaky fandehana dra ho avy agny Egypta; mihovisovisy eo agnatrehany reo sapin'i Egypta, vo dra mihavalaky agnaty gny fon'ereo Egyptiana.\v 2" Haporisihiko hialy ereo Egyptiana smby Egyptiana: lelehy raiky hialy amin'gny rahalahiny, vo lelahy raiky hanohisy gny namany; tana hanohisy tana, vo fazaka hanohisy fazaka.