txy_isa_text_reg/12/03.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 3 Amikafalia gny hanovozanao ranoavy amin'gny loharanon'gny fameza. \v 4 Amin'zeho andro zeho gny hizakanao ho: "Magnatera fisora ho an'i Yaveh vo mitokava gny Agnarany; zakao amin'gny olo gny asany, zakao fa nasandrasy gny Agnarany."