txy_isa_text_reg/09/01.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 1 Hisava eo amin'ze tao agnatin'gny fangirifiria gny ezim-pito.Tamin'gny taloha dra nangala baraka gny tanin'i Zebolona vo gny tanin'gny Naftaly Izy, nefa ao afara ao dra hanao ze ho be voninahisy izy, gny lala magnagny amin'gny ranomasy, agny andafin'i Jordana,ze hafa firene mifitaky ao Galilia.\v 2 Fa nahita fahazava lahibe gny vahoaky ze nandeha tamin'gny henzy; gny ze fa niay tao amin'gny tanin'gny aloky gny fahafatesa, dra fa namirapirasy teo amin'ereo gny fahazava.