txy_isa_text_reg/07/20.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 20 Amin'zeho fotoa zeho gny Tompo dra handrasy amin'gny hareza nofay tagny andafin'gny onin'i Eofrata--gny pazakan'i Asyria--gny loha vo gny volo tomboky; hangala riho volom-bava avo koa zay.\v 21 Amin'zeho andro zeho,dra hiteza agnomby vaviny masaiky vo kadra ro gny olo.\v 22 Vo nohon'gny hamaroan'gny ronono ze homen'ereo,dra hihina rononomandry izy, akory gny olon'aby tavela amin'gny tany eo dra hihina rononomandry vo tately.