txy_isa_text_reg/07/10.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 10 Nizaka tamin'i Ahaza ndraiky gny Tompo ho: \v 11 " Mangataha famatara amin'i Yaveh Zagnaharin'iha; mangataha an'izeho amin'gny laliky ndre amin'gny hahabonin'gny agnabo."\v 12 Dra ho Ahaza ho: " Sy hangataky zaho, ndre hisapa an'i nYaveh."