txy_isa_text_reg/06/10.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 10 Hafatraro gny fon'iho vahoaky iho, dra ahivo maregny gny sofin'ereo, vo ahivo poaky gny mason'ereo. No sy zeho dra mety hahita amin'gny masony iereo, hahare amin'gny sofiny, vo hahay amin'gny fon'ereo, dra boekeo hiova dra ho sitra." Dra ho zaho," Tompo o, mandra-pombia seky?" Dra ho izy,