txy_isa_text_reg/06/06.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 6 Boakeo dra nisy raiky tamin'ireo serafima nitily teo aminahy; nisy bain'afo tegny an-tagnany, ze nalany nindray tamin'gny tandra tegny amin'gny alitara. \v 7 Nikasiky gny sogniko tamin'izeho izy dra nizaka ho: "Ingo, nikasiky gny sogniniha tiky; afaky gny helokiniha, dra voavela gny fahotaniha."