txy_isa_text_reg/06/01.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 1 Tamin'gny tao nahafatesan'i Ozia pazaka, dra nahita gny Tompo nitoboky teo amin'gny seza fiandriana zaho; sady abo gny ambony Izy, dra nameno gny tepolu gny moron'akazo lavany. \v 2 Teo amboninu dra nisy serafima; samby nana elasy any aby; gny ro nisafosy gny tarehiny, gny ro hafa nisafosy gny tombonuy, vo gny ro nitilignany.