txy_isa_text_reg/05/27.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 27 Sy misy rokaky na tafitohy amin'ereo; sady sy misy randreha na matory. Na mivaha gny fehi-trokin'ereo, na tapaky gny fehin-kapany. \v 28 Maragnisy gny zana-sipikiny sady mienza gny sipikiny aby; gny kitro-sovalin'ereo dra manahaky gny afovato, gny kodiaran-kalesiny manahaky gny tafio-drivosy.