txy_isa_text_reg/05/08.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 8 Loza ho an'ireo ze mapifandray gny isan-tao, ze mapifandray gny isan-saha, ambarapaha-sy misy efisy tavela, dra handrareo raiky gny sisa hitoesy eo amin'gny tany! \v 9 Ho Yaveh Tompon'gny maro taminahy, fasange maro gny ho foa, ndra dra lahibe sady soa aza, sy misy pitoboky. \v 10 Fa bata raiky monza gny ho vokasy gny voaloboky folo zemeba, vo efaha raiky monza gny ho vokasy gny vihindraha raiky homera.