txy_isa_text_reg/05/01.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 1 Engao zaho hihira ho an'gny malalako soa, hiran'gny malalako mikasikin'gny tanim-boalobokiny. Nana tanim-boaloboky teo amin'gny havoa tena lonaky gny malalako soa. \v 2 Nasainy zeho, nafindrany reo vato, dra namboly zeho tamin'gny karazam-boaloboky tena soa izy.Nananga tilikambo teo agnivon'izeho izy, sady koa nananga famiazan-mboloboky. Niamby anizeho izy hamokasy voaloboky, fe voalobo-drasy avo gny namoha.