txy_isa_text_reg/04/05.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 5 Dra eo ambonin'gny fitoeran'gny tendrombohis'i Ziona manotolo vo eo amin'gny toeran'gny fiangonany, Yaveh dra hamoro raho vo setroky amin'gny andro, dra famirapiratan'gny afo mirehisy amin'gny hariva; vo ho safosy ambonin'gny voninahisy aby zeho.\v 6 Ho alokaloky felofa amin'gny hafana zeho amin'gny andro, vo ho felofa vo ho ferova amin'gny tafiosy vo gny ora.