txy_isa_text_reg/04/03.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 3 Fa ze tavela agny Ziona vo ze sisa tavela agny Jerosalema dra hotokavy ho masy, gny kiarikiraiky ze voasorasy ho velo agny Jerosalema. \v 4 Hitranga zeho nofa hanasa gny fahaloton'ireo zanaky apelan'i Ziona gny Tompo, dra hanasa gny lio ze mandoto hatramin'gny agnivon'i Jerosalema, amin'gny alalan'gny fagnahin'gny fisara vo gny fagnahin'gny afo mirehisy.