txy_isa_text_reg/04/01.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 1 Amin'izeho andro zeho hisy apela fito hita lelahy raiky dra hizaka ho: "Gny sakafonay avo gny hohaninay, gny fitafianay avo gny hotafianay. Fa aoky zahay hangalaku gny agnaraniha hangala gny hegnasinay." \v 2 Amin'izeho andro zeho gny sapan'i Yaveh dra hafinarisy sady be voninahisy, vo gny vokatrin'gny tany dra hasiro sady hafinarisy ho an'ireo sisa velo agny Israely.