txy_isa_text_reg/02/20.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 20 Hanipy reo sapy volafosy vo volamena gny olo amin'izay andro zay zay mahin'ero ho tompoy---hanipy reo agny amin'gny voalavo vo ramanavy ereo.\v 21 Handeha agnaty lavaky eo amin'gny vato gny vahoaky sady an-sefasefakin'gny harambato, noho gny horohoron'i Yaveh vo noho gny voninahisin'gny fiandrianana, no fa misanga hapihorohoro gny tany Izy.\v 22 Asaharo gny fahatokia gny olo, ze eo amin'gny vavorony gny fofon'ainy, fa ino gny hagnapian'izay?