txy_isa_text_reg/02/05.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 5 Ry akohonan'i Jakoba, avia, dra aoky sika handeha amin'gny fahazavan'i Yaveh.\v 6 Fa nanenga gby olondrareo handrareo, ry akohonan'i Jakoba, akory fenon'gny fomban'gny asignana ereo sady pamaky fambara sahala reo Filistina, dra nifandray tagna tamin'gny zanaky gny vahiny ereo.