|
\v 1 Reo raha hitan'i Isaia zanak'i Amoza tao agnaty, mahakasiky an'i JOda vo Jerosalema.\v 2 Amin'gny andro farany gny hagnorena tendrombohisin'gny tragnon'i Yaveh ho tendrombohisy abo vatany, dra hisanga eo ambonin'gny havona, vo reo firene aby hikoria ami n'izay. |