\v 19 No magneky sady makato handrareo, dra hihina gny soa boakamin'gny tany,\v 20 fa no manda sady mikomy handrareo, dra ho levonin'gny amesa," fa gny vavan'i Yaveh gny mizaka anizay.