\v 12 Zao gny zakan'i Yaveh: "Handeha hapiely gny fagnambina manera anazy manahaky gny renirano Zaho, vo gny haren'gny firene hanahaky gny loharano mitondraky. Hinono amin'gny ilany hanao, ho eo an-sandriny, dra ho ahindrahindra eo amin'ireo pokopokony.\v 13 Manahaky gny akaherezan'gny reny gny zanany, noho hakaherezako aniha, vo hakaherezy hanao ao Jerosalema."