\v 10 Ry nivelesy vo nisivagniko, zanaky gny tragno fandisanam-bariko! Ze reko tamin'i Yaveh Topon'gny maro, gny Zagnaharin'Israely, fa nambarako tamindrareo.