\v 26 Izay gny fikasa ze nikasay ho an'gny tany totolo, sady zay gny tagna ze fa nisandrasy ao amin'gny firenen'aby.\v 27 Fa niria an'zay Yaveh Tompon'gny lako; ia gny hahasaka Anazy? Misandrasy gny tagnany, ka ia gny hapihemosy anzay?