\v 24 Sy nivily veromagnisy ho Anahy tamin'gny vola handrareo, nandraraky Taminahy gny zaboran'ireo sorondrareo; fa nagnavesasy Anahy tamin'gny fahotandrareo handrareo, nandrokaky Anahy tamin'ireo asa rasindrareo.