\v 31 Fa amign' ny feon' i Yaveh, dra holavo i Asyria; hazera anereo amign' ny tehy izy. \v 32 gny zera aby amign' ny sora- kazo voatendry ze hapetrak' i Yaveh amin' ereo dra hiarahan' ny feon' aponga tapaky vo