\v 6 Amin'ireo kilonzy malaman'gny renirandohasaha reo raha ze notendreko ho andrareo. Reo gny anton'gny fanoloram-batandrareo. Handrareo dra mandraraky gny fagnatisindrareo inomy ho andreo sady manandrasy gny fagnatisy vary. Amin'ireo raha reo se gny tokony hifaliako?