\v 1 Mifohaza, mifohaza, tafio gny heriniha, ry Ziona; tafio reo akazoniha soa tarehy, ry Jerosalema, tana masy, fa sy hilisy amindrareo sasy gny sy voafora na gnyy maloto.