\v 7 Kanefa sy zay gny kasany, na ho mihevisy manahaky anizay izy. Ao apony izay ho handrava vo handringa firene maro zay. \v 8 Fa ho izy ho: " Moa sy pazaka aby se gny andrian-dahiko aby? \v 9 Sy manahaky an'i Karkemisy se i Kalno? Sy manahaky an'i Arpada se i Hamata? Sy manahaky an'i Damaskosy se i Samaria?