\v 6 Misakia an'i Tarsisy; midradradradra, ndrareo ry ponin'gny morosiraky.\v 7 Moa se nisy atminao zay, ry tana ravo, zay boak'amin'ireo fotoa taloha gny nanombohany, zay nandesin'gny tombony lavisy agny amin'reo toere vahiny bo hi