\v 8 Mandehana amizahoky, sorato eo amign' ny fagnatrehan' ereo amign' ny vato pisaky zay, vo raketo ao amign' ny horognan-taratasy, mba ho voatavisy ho amign' ny andro ho avy fizoroa vavolombelo. \v 9 Fa vahoaky pikomy ereo, zaza mpavandy, zaza tsy mba hiteno gny fampenaran' i Yaveh.