\v 1 Ingo, gny tagnan'i Yaveh sy fohiky ra dra sy hahavonzy; vo gny sofiny sy maregniregny, dra sy hahare. \v 2 Gny asa rasindrareo, fe, gny napisaraky andrareo tamin'gny Zagnaharindrareo, vo gny fahotandrareo gny nahavy Anazy hagnavony gny tarehiny amindrareo dra sy hiteno andrareo.