\v 1 Gny fahitan'Isaia zanak'i Amosa, ze hitany nahakasiky an'i Joda vo Jerosalema, tamin'gny andron'i Ozia, Jotama, Ahaza, vo Hezekia, pazakan'i Joda.