\v 11 Hamaha gny agnondry aman'osiny manahaky gny piaraky agnondry Izy, hamory reo agnondry eo an-sandriny Izy, ka hilanza ireo am-pony ao, dra hitariky amin-kasoam -pagnahy reo agnondry vavy mapinono reo zanany.