\v 19 Vo Babylona, gny mendri-pidera vatany amin'gny fazaka, gny famirapiratan'gny reharehan'gny Kaldeana, dra horava manahaky an'i Sodoma vo Gomora.\v 20 Sy honegna na hitoboha zay hatramin'gny taranaky faramandimby. Sy hisy Arabo hagnorin-day agny, na hisy piaraky agnondry hapandry gny agnondriny agny.