\v 1 "Endrey, no mahasaraky gny lagnisy Hanao dra mizosoa! Dra hiozongozo eo agnatrehanoha gny tendrombohisy, \v 2 manahaky gny afo nofa mirehisdy amin'gny borosy hazo, na gny afo mapangotraky rano. Endrey, fa ho fatan'ireo fahavaloniha gny Agnaraniha, fa hangitakitaky eo agnatrehaniha gny firene!