\v 8 Vo amizao, magniry gny hanao fagnomeza soa ho anao boak' agny amign'ny mpanjakan' i Asyria zaho. Hagnome anao sovala roa arivo zaho, gny mahavita mitalia mpitikisy hon' ereo hanao.''