\v 9 Fa nohon'gny agnarako dra leferiko gny hahoriako, vo nohon'gny voninahisiko gny hisalsalako gny amin'gny fandrava aniha.\v 10 Ingo, voalioko hanao, fe sy manahaky gny volafosy; fa nagnadio aniha tao amin'gny lafaoron'gny fahoria Zaho. \v 11 Nohon'gny vatako, eka nohon'gny vatako gny hanaovako anizeho; fa akory gny anengako gny agnarako ho fahafaham-baraka? Sy homeko olon-kafa gny voninahisiko.