\v 11 Adala tateraky ereo andrian'i Ziona. Gny torohevis'ereo panolosay hendry faratapon'i farao miova ho sy misy dikany. Ino gny hizakan'iha amin'i farao ho: " Zaho gny zanadahin'ereo olon-kendry, zanaky pazaka taloha?"\v 12