\v 21 Hazary fatasin'i Egypta i Yaveh, sady hahay an'i Yaveh reo Egyptiana amin'zay andro zay. Hanopo amin'gny soro vo fagnatisy ereo, vo hanao voady vo fagnatisy amin'i Yaveh ereo dra hagnatateraky reo.\v 22 Hapizaly an'i Egypta i Yaveh, Mapizaly vo magnasitra. Hihery amin'i Yaveh ereo; hiteno gny vavak'ereo Izy dra hagnasitra andreo.