\v 20 Miboaha hiala agny Babylona! milefasa reo Kaldeana! Ambarao amin'gny feo koraky zeho! Ahivo malaza zeho, aelezo hatragny am-paran'gny tany zeho! Zakao ho: 'Fa nagnavosy an'i Jakoba panopony i Yaveh,'