\v 21 Vo nandefa hafasy tagny amin' i Isaia zanak' i Amoza i Hezekia, manao hoe: ''Yaveh, Zagnaharin' Isaraely manao hoe: 'Akory fa nivavaka taminahy mikasiky an' i Sankeriba mpanjakan' Asyria hanao, \v 22 dra zao gny zaka ze nizakan' i Yaveh gny momba an' azy: ''Manao tsinosino vo mangala baraka anao gny zanaky vavy virijin' i Ziona; mihifikifi-doha aminao gny zanaky vavy. Nihasy vo naniratsira an' iza hanao? \v 23 Nampiaka-peo vo nivan-dravandra tam-pirehareha tamin' iza hanao? Tamign' ny Masin' Isaraely.