\v 15 Ingo,reo firene dra manahaky gny rano indraiky mitete agnaty siny, dra nitakary manahky gny botany eoambonin'gny fandanza; ingo, lanzainy manahky gny teboky masaiky reo nosy\v 16 Libanona dra apy ho oroa, ndreo reo bibidiany sy apy ahy fagnatisy oroa.\v 17 Gny firene aby dra sy feno eo agnatrehany; reo dra nitakary sahala gny sy misy.