\v 8 Nagnera gny faritanin'i Moaba gny tomagny; hatragny Eglaima vo Ber-elima gny fidradradradra.\v 9 Fa feno lio gny ranon'i Dimona. Hanafiky ze tafenga avy ao Moabya vo reo sisa tavela eo amin'gny tany gny liona.